Mahaleo — Mimoza tekst piosenki i tłumaczenie

Strona zawiera teksty i polskie tłumaczenie piosenki "Mimoza", wykonawca: Mahaleo.

Tekst piosenki

Tiako hafindra aminao
Ny fitiavako mimoza
Kanefa raha tsy tianao
Dia avereno ho ahy
Ny fitiavako mimoza
Misy toerana mafana
Tsy mba mamanala
Ao anatiko ao
Toerana kelikely, afaka hitahiry
Ny fitiavanao mimoza
Manimanitra daholo, izay lalovanao
Misy fofom-boninkazo
Vononkazo mimoza
Andao fa ho entiko ianao
Faly aho raha hitanao
Ilay saha mimoza
Izay toerana falehako
Efa nanamboarako
Trano kely mimoza
Ny andro efa hariva
Tsy mba fantantsika
Ao anaty tranokelinao
Ny afo manazava
Dia hanome hafanana
Hafanana mimoza
Ny haizina mangina
Efa manery antsika
Handao ity tranokely
Tranokely mimoza
Raha sendra lasa izaho
Raha sendra tsy eo izaho
Dia izao no zavatra hataonao ahy
Mandehana any an-tsaha
Ary mangala voninkazo mimoza

Tłumaczenie tekstu piosenki

Тиако хафиндра аминао НЙ fitiavako mimoza Kanefa komfortowo olszyną тянао Dia аверено Ho TAK НЙ fitiavako mimoza Misy toerana mafana ' Tsy MBA mamanala Ao przedsmak ao Toerana kelikely, афака хитахирии НЙ fitiavanao mimoza Manimanitra daholo, eBay lalovanao Mass fofom-boninkazo Vonkazo mima begin and FAAO himao Ianao Ian Мимана i LISTY Liao toerana falehako EFI NANAMBOARAKO trano Kely Mimoza NY Andro ODA hariva tu MBA FANTANTANTSIKA AO anaty Tranokelinao NY AFA manazava Dia hanome-to nie to samo
Nie wygląda jak mikroorganizmy
NY treasure mangina
Eva manery antsika
Handa ity
Tranceino Mimosa
Raha Sendra Lasa omaho
Błogosławiona Sendra Tsu omaho
Dia ochao nie zavatra nie widzi AHA
Mandehana ni-Tsaha
ARI Mangala vonincazo Mimosa